ꜰɪᴀʀᴀʜᴀᴍɪᴀꜱᴀ ᴇᴏ ᴀᴍɪɴ’ɴy ᴍɪɴɪꜱᴛᴇʀᴀɴ’ɴy ᴍᴩᴏɴɪɴᴀ ꜱy ɴy ᴜꜱᴀɪᴅ
ꜰɪᴀʀᴀʜᴀᴍɪᴀꜱᴀ ᴇᴏ ᴀᴍɪɴ’ɴy ᴍɪɴɪꜱᴛᴇʀᴀɴ’ɴy ᴍᴩᴏɴɪɴᴀ ꜱy ɴy ᴜꜱᴀɪᴅ
Nandray an-dRamatoa Sophia Brewer Talen’ny Biraon’ny Fahasalamana eo anivon’ny USAID i Ramatoa Ministry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-Tsôsialy ary ny Fampiroboroboina ny Vehivavy teto amin’ny Ministera hiandraketany teto Ambohijatovo.Niompana tanteraka tamin’ny fitohizan’ny fiarahamiasa mangaraha sy mahomby eo amin’ny Ministera sy ny Fanjakana Amerikanina amin’ny alalan’ny USAID ny fihaonana.Nandritra izany no nanamafisan-dRamatoa Minisitra ny mahazavadehibe ny hetsika sy fandraisana andraikitra niarahan’ny roa tonta na teo amin’ny lafiny ara-pananahana na ny fiarovana ara-tsôsialy. Notsindrian-dRamatoa Minisitra manokana nandritra ny fihaonana ihany koa fa manan-danja goavana ny Fanampiana mahakasika ny Fanabeazanaa Mahaolom-Pirenena.
—-‐————————————————————————
ᴄᴏᴏᴩᴇʀᴀᴛɪᴏɴ ᴇɴᴛʀᴇ ʟᴇ ᴍɪɴɪꜱᴛèʀᴇ ᴅᴇ ʟᴀ ᴩᴏᴩᴜʟᴀᴛɪᴏɴ ᴇᴛ ʟ’ᴜꜱᴀɪᴅ
Madame Le Ministre de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme MICHELLE Bavy Angelica a reçu Madame Sophia Brewer Directeur Bureau de Santé de l’USAID dans son bureau à Ambohijatovo. La rencontre a été axée sur la continuité de la franche collaboration entre le Ministère et l’état Américain à travers l’USAID. C’était une occasion pour Madame le Ministre de réitérer l’importance des engagements entrepris entre les deux parties, entre autres sur l’aspect Genre et surtout en matière de Protection Sociale. L’appui a l’Education Citoyenne est aussi discuté au cours de cette rencontre à combien importante pour Le Ministre de la Population.