๐ ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ | ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ค๐ข๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐๐ข๐ง๐ญ๐-๐๐๐ซ๐ข๐
๐
๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ | ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ค๐ข๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐๐ข๐ง๐ญ๐-๐๐๐ซ๐ข๐
Telo andro misesy no nanamarihana ny Amdro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona tao Sainte-Marie. Valan-dresaka, fanentanana amin’ny fidirana anaty fikambanana sy dinidinika ary fizarana sakafo no nanamarihana izany.
Nisy ihany koa ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana niarahan’ny Fitalevam-paritry ny Mponina tamin’ny Centre Zazakely.
Tanjona ny tsy hanilihana ireo Zokiolona sy ny ahatonga azy ireo ahaleo tena na dia eo aza ny fahanterany ka ho atao matetika izao hetsika izao.