𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 | 𝐓𝐚𝐨𝐥𝐚𝐠𝐧𝐚𝐫𝐨
𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 | 𝐓𝐚𝐨𝐥𝐚𝐠𝐧𝐚𝐫𝐨
Notontosaina nandritry ny roa andro tao Taolagnaro ny « Session formative sur la terminologie relative aux abus et exploitation sexuels des enfants en ligne ».
Fiaraha-miasa teo amin’ny Fitalevam-paritry ny Mponina ao amin’ny Faritra Anosy sy ny ECPAT France, ny UNICEF sy ny Minisiteran’ny Fitsarana ka ireo mpikambana ao amin’ny Réseau de Protection de l’Enfant (RPE) no nisitraka ny fiofanana.