๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ | ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ : ๐ช๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ข๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ณ๐ข
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ | ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ : ๐ช๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏ’๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ซ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ข๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฏ๐ข๐ณ๐ข๐ต๐ณ๐ข
Taorian’ny lozam-pifamoivozana nitranga teo Anteza Kaomina Ambanivohitra Fiadanana dia nifanome tanana tamin’ny fitondram-panjakana ny Ministeran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tSosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy amin’ny fandraisana an-tanana ireo naratra miisa 11. Nitondra ihany koa ny teny fampiononana sy fankaherezana ho an’ireo fianakaviana izay namoy ny havany. Nirary fahasalamana sy nanolotra solon-dranom-boankazo ho an’ireo naratra๏ผny fitondram-panjakana no hiantoka ny fitsaboana rehetra .