𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 | 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐟𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚
𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 | 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐟𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚
Trano miisa 882 no nianjadian’ny haintrano tao Farafangana. Nidina hifotony nitondra fanampiana atao vonjy rano vaky ny Talen’ny kabinetran’ny Ministera ny Mponina sy ny delegasiona miaraka aminy.
Vary 20 lasaka no natolotr’izy ireo amin’ny anaran-dRamatoa Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia mandra-pahatongan’ ny fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana.