๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ ๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐๐ง๐
๐
๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐
๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐
๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐๐ง๐
Vokatry ny fiaraha-miasa dia fitaovana maro toy ny seau, zinga, arovava orona, savony sy vary ary ronono amin’ny boaty no natolotry ny AFF ho an’ny Minisiteran’ny Mponina. Ho tsinjaraina amin’ireo Zokiolona ao Toliara ireo fitaovana ireo noho fanamarihana ny fankalazana amin’ny fomba ofisialy ny Andro iraisam-pirenena ho azy ireo ao an-toerana.
Nisolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia nandritry ny fihaonana ny Tale Jeneraly miahy ny Mponina ANDRIANTSIMILAO Ando Firaisantsoa.