๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฐ๐๐-๐ป๐๐๐๐๐๐ ๐ญ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐ป๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐ง๐ข๐ง๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ญ๐๐๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐จ ๐๐ง๐๐ญ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง’๐๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ค๐๐ญ๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐ข๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐ฃ๐๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ก๐ ๐ฅ๐๐ก๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ก๐ ๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ.
Nanome voninahitra ny lanonana Ramatoa MICHELLE Bavy Angelica, Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-Tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy; notronin’ireo olomanan-kaja maro.
Miara-misalahy amin’izao Ady amin’ny Herisetra izao ny eo anivon’ny:
โก๏ธNy Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
โก๏ธNy Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka
โก๏ธNy Minisiteran’ny Fitsarana
โก๏ธNy Zandarimariam-pirenena
โก๏ธNy Association Fitia
โก๏ธNy UNFPA
โก๏ธNy Ambassade Royale de Norvรจge eto Madagasikara.
Tanjon’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina
ny hametrahana izany manerana ny Faritra sy ny Distrika mba hanamorana ny fandraisana an-tanana ireo niharan’ny herisetra.