๐๐๐ข๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐ก๐ข๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ฅ๐๐ก๐๐ ๐ฅ๐จ๐๐๐ฌ
๐๐๐ข๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ข๐ก’๐ก๐ฌ ๐ก๐ข๐ฆ๐ฌ
๐๐๐ ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ฅ๐๐ก๐๐ ๐ฅ๐จ๐๐๐ฌ
Voahosotra ho tompondaka teo aminโny taranja baolina lavalava ny ekipam-pirenena Malagasy
lahy sy vavy rehefa nifanandrina taminโny ekipam-pirenena Rรฉunionnais
nandritry ny lalao famaranana izay natao tao aminโny kianja Makis Andohatapenaka.


Anisanโny nanatrika izany ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia izay mpiahy ny taranja baolina lavalava, ny Minisitry ny Asam-panjakana, ny Minisitry ny Fampianarana teknika ary ireo tomponandraikitra mikarakara ny fifaninanana.

