๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐๐ก๐
๐ฏ๐ญ.๐ฌ๐ณ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐๐ก๐
๐๐ข ๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐ข๐๐๐ง๐๐๐ ๐ก๐๐ฆ๐๐ข๐ก๐๐๐ฌ ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐ข๐ฉ๐๐๐ก-๐๐ข ๐๐ข ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ
Ny andron’ny 31 jolay no natao hanamariana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy Afrikanina. Ho an’i Madagasikara dia ny fanombohana ny fandrafetana ny Politika Nasionaly ho an’ny Fitovian-jo ny Vavy sy ny Lahy ho an’ny taona 2023-2030 no natao arahin’ny drafitrasa enti-manatanteraka izany hatramin’ny taona 2027.
Tanjona ny fametrahana ny fahafahan’ny vavy sy ny lahy misitraka zo mitovy eo amin’ny sehatra rehetra : ny asa, ny politika, ny fiainana andavanandro eny fa na ny fampiasana ireo karazana teknolojia.
Tonga nandray anjara feno tamin’ny fifanakalozana ny Minisitry ny Mponina ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฎ notronin’ireo Solombavam-bahoaka sy ireo mpiara-miombonantoka.
๐ง๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ณ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ : ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐๐ฒ๐ธ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ท๐ถ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐ป-๐ท๐ผ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐.