๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ก๐ข ๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐ฅ๐ฆ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐๐ฆ ๐ง๐๐ ๐๐ก’๐๐ง๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ก๐ ๐๐ง๐ฌ
๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ ๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐ก’๐ก๐ฌ ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ก๐ข ๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐ฅ๐ฆ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐๐ฆ ๐ง๐๐ ๐๐ก’๐๐ง๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ก๐ ๐๐ง๐ฌ
Notanterahina teo amin’ny Parvis Hรดtel de ville Analakely ny hetsika famaranana ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy niarahan’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Orange solidaire ary ny Kaominina Antananarivo renivohitra.
Nandritra izany dia nisy ny fizarana ยซย paniers solidairesย ยป ho an’ireo ankizy ka anisan’ny nisitraka izany ireo zaza beazina ao amin’ny ivon-toerana SEBA sy MADCAP ao Isotry. Izao hetsika izao dia notanterahina ihany ao amin’ny faritra maro manerana ny Nosy ka mahatratra 2 000 mahery ireo ankizy nisitraka izany.
Nitarika ny fotoana nisolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia, ny Tale Jeneralin’ny Mponina RAKOTONDRAINIBE Andry.