ππ§π₯ππππ¦π πππ‘πππ§π’ππ©ππ‘π ππ‘βππ₯ππ’ ππ’ππ¬ π ππ₯ππππ§π₯π π‘π¬ πππ‘πππ‘π ππ‘π§π-π ππ‘ππ§ππ‘π§ππ₯πππ π‘π¬ πππππππ‘π ππ₯π-π§π¦π’π¦ππππ¬ π₯πππππ π ππ¦π¬ ππππ§ππ‘π¬ π¦π¬ π₯ππ©π’-ππ’ππ ππ₯π¬ π§π’π‘ππ₯π-ππ₯ππ‘π’
Noho ny fiovanβny toetrandro dia miha-mafy hatrany ny fitranganβireo loza sy tandindon-doza eto Madagasikara. Betsaka ireo tokatrano misedra anβizany isan-taona aminβny faritra maro eto aminβny Nosy.
Β Tao anatinβny volana maro dia noraiketina tao anaty boky ireo fepetra sy dingana enti-miatrika ny haitany sy ny rivodoza ary ny tondradrano eto amintsika.
Β Tontonsa noho izany ny dingana fankatoavana ireo fepetra voarakitra an-tsoratra ka ho atao fitaovana entinβny fitondrampanjakana sy ireo mpiara-miombonantoka manatanteraka ny fiahiana ara-tsosialy ho fiomanana sy fiatrehana ny loza eto Madagasikara.