𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗭𝗼𝗸𝗶𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗠𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆
𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗭𝗼𝗸𝗶𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗠𝗮𝘁𝘀𝗶𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗻𝘆
Nomarihina tamin’ny fanampiana ireo Zokiolona mpikambana ao amin’ny Cnaps ka mitentina 100.000ar ka hatramin’ny 500.000ar. Tao ihany koa ny fanamorana ny fandraisan’izy ireo fisotroan-dronono ka nazahoan’izy ireo ny « carte bancaire ».