𝗔𝗻𝗸𝗼𝗵𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮, 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆 | 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗕𝗼𝗲𝗻𝘆 | 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮
𝗔𝗻𝗸𝗼𝗵𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮
Fianakaviana tra-pahasahiranana vokatry ny covid-19 tao amin’ny Distrikan’i Mahajanga I, Faritra Boeny no mandray ny vatsy ara-bola sy tantsoroka avy amin’ny Governemanta Malagasy amin’ny alalan’ny tetik’asa 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗵𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮.
Tetik’asan’ny fitondram-panjakana, arindran’ny Minisiteran’ny Mponina, izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola ary tanterahin’ny FID eny ifotony ka 5 volana no faharetany.
Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica, ny Governora Mokhtar Salim sy ny Tale Jeneralin’ny FID ary ireo manam-pahefana sivily sy miaramila.
Face à la crise causée par la Covid19, des ménages à faible revenu du District de Majunga I, Région Menabe, bénéficient de soutiens financiers de la part du Gouvernement malagasy via le projet 𝗔𝗻𝗸𝗼𝗵𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗠𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮.
Ce projet est mis en œuvre par le Ministère de la Population, exécuté par le FID durant 5 mois et financé par la Banque Mondiale.
Le lancement officiel s’est effectué en présence de la Ministre de la Population, du Gouverneur, du Directeur Général du FID et des autorités locales.