๐๐๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐ | ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ ๐๐ข๐๐ฅ๐๐ก’๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐๐๐๐ฅ๐ # ๐๐๐ก๐ฌ๐
Notontosaina ny 20 may 2023 tao amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka ny fihaonana teo amin’i ekipam-pirenena Malagasy sy ny Kenianina. Lalao fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ny taranja baolina lavalava, sokajy vehivavy.
ย Tonga nanome voninahitra izao lalao izao ny delegasiona avy amin’ny fitondram-panjakana notarihin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA.