πππ π’πππ©π’πππ‘π π‘π¬ π£π’πππ§ππππ -π£ππ₯πNππ‘π ππ’ ππ‘βπ‘π¬ πππ π£πππ§πππ‘π π¦π¬ π‘π¬ πππππππ’π©ππ‘-π§ππ‘ππ‘’π‘π¬ π’ππ’π‘π π ππ‘ππ‘π πππππ¦ππ πππ‘ππ‘π
Miisa 15 % aminβny mponina maneran-tany no manana fahasembanana raha ny voalazan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana ary araky ny vokatry ny fanadihadiana RGPH3 ny taona 2018 dia manodidina ny 0.6% eo ny olona manana fahasembanana eto Madagasikara.
Anisany laharam-pahamehana ho anβny Minisiteranβny Mponina ny fampiatiana sy ny fiarovana ny zon’izy ireo.
Tontosa noho izany ny atrikasa famolavolavolalana ny politikam-pirenena momba ny fampiatiana sy ny fahaleovan-tenanan’ny olona manana fahasembanana izay iarahanβny Minisiteranβny Mponina, ny UNICEF ary ireo mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny.