๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ง๐ข๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ฆ๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฉ๐ข๐ก-๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ
๐ญ๐ฑ.๐ฌ๐ฒ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ง๐ข๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ฆ๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฉ๐ข๐ก-๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐ญ๐ฌ
Nomena fiofanana manokana mahakasika ny teknikam-pamokarana legioma tao amin’ny CAFP Andranovaky, Kaominina Mahitsy ireo tomponandraikitra misahana ny ivon-toerana manabe ny ankizy eto amin’ny Faritra Analamanga.
Tanjona ny hahatonga azy ireo ho lasa mpandraharaha matianina amin’ny tontolo ambanivohitra. Izao hetsika izao dia tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy.
Ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Minisiteran’ny Fambolena sy fiompiana no nahafahana nanatanteraka izany.