๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐ญ๐-๐ ๐๐ก๐๐ข ๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ๐๐ฅ๐ฌ
๐๐๐ก๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐ญ๐-๐ ๐๐ก๐๐ข ๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐๐๐ก๐ ๐ฆ๐๐ฅ๐ฌ
Nanamafy ny fahaiza-manao aminโny fakana sary ireo mpisehatra amin’ny serasera eo anivonโny Ministeranโny Mponina foibe. Naharitra herinandro no nanatanterahana izany ka miisa 15 ireo mpandray anjara. Ny tetikasa Haraton’aina no mamatsy izany.
Tanjona ny hanatsarana hatrany ny kalitaonโny fampitam-baovao an-tsary mahakasika ny asa sahaninโny Minisitera.
Mbola hisitraka izany avokoa ireo tomponandraikitra eny amin’ny fitaleavam-paritra.