๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ข๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐๐ง๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐
Ho fitsinjovana ny maha olona dia notolorana vary, sira, kits de dignitรฉ ahitana savony, silipo, salaka azo sasana, dentifrice sy borosy nify ary lambahoany ireo vehivavy voafonja. Entina hanamaivanana ny fahasahiranany ihany koa izany.
Nisy ihany koa ny fandraisana an-tanana ara-tsaina sy ara-tsosialy natao, tamin’ny alalan’ny fihainoana azy ireo ka hahafahany miatrika ny fiainana ho avy.