๐๐๐ก๐ข๐ ๐๐ข๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฌ๐ญ.๐ฌ๐ฑ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐, ๐๐ถ๐๐๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ ๐๐ฒ๐ธ๐ถ๐น๐ ๐ง๐ฒ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐ปโ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐๐๐ฉ๐ข๐ง๐ ๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ผ
Mitohy hatrany ny fanohanana ataon’ny Fitondram-panjakana hoan’ireo tokatrano marefo aty amin’ny kaominina ambanivohitrโi Bekily amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny Vehivavy ha ny FID no manatanteraka izany ety ifotony.
Tokatrano 605 no notolorana lelavola 70.000 Ariary avy teto hoentiny manarina ny fiainany andavanandro fa indrindra ny fianaran-jaza.
Tokatrano miarina, zaza mazoto mianatse.