๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐ ๐ข๐ฅ๐ข๐กโ๐ ๐ ๐๐ก๐๐ ๐๐ข๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฅ๐๐ฆ๐ ๐ ๐๐ฅ๐ข ๐ก๐ข ๐ก๐๐ง๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐ข๐๐๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐ข๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐
๐ญ๐ฑ.๐ฌ๐ฐ.๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
Maro ireo fotodrafitrasa natolotry ny Filohampirenena Andry RAJOELINA ho anโny mponina ao Ambositra : ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Asa, ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka, ny EPP , ny toby fiantsonan’ny taxi borosy ary ny kianja manarapenitra.
Nozaraina moto ireo Ben’ny tanร na miisa 61 hanampy azy ireo amin’ny asa fikarakarana ny mponina.
Noamafisiny ny maha zava-dehibe ny fisitrahanโireo fianakaviana tena marefo ara-pivelomana miisa 3 841 ny VatsinโAnkohonana
tao Ambositra 1 sy Ambositra 2 tamin’ny alalan’ny tetikasa Haratonโaina.
Manam-pahefana maro no nanotrona azy tamin’izany izay nahitana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.