๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ข๐กโ๐๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐ง๐ฆ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ข๐กโ๐ถ ๐ฉ๐๐ฉ๐๐๐ก๐๐ก๐ (๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐๐ฒ๐๐ฒ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ผ) ๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐๐๐ก๐ (๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฒ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐)
Nijery nivantana ny fiantraikanโny tetikasa Haratonโaina tao aminโny tokatranonโi Vavienina sy Heriniaina ireo tomponandraikitry ny tetikasa sy ireo olon-tsotra liana ny ahita maso ny fivoaranโizy ireo.
ย Araky ny nambaranโireo mpisitraka notsidihina dia efa miarina tanteraka ary afaka nampiroborobo ny tontolo fihariany avy izy roa.
ย Ankoatry ny vatsy ara-bola dia tena nampiova sy nanatsara ny velontenanโizy ireo ny karazana fampiofanana maro nomena ireo mpisitraka : fahaiza-mitantana, fanaovana tahiry, ady aminโny herisetra, fampidirana ny ankizy an-tsekoly, ny fanaovana vakisinyโฆ