๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐๐๐ง๐ข๐ฉ๐๐ก๐๐ก๐ฌ | ๐ ๐๐ก๐๐๐๐ฅ๐ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ฉ๐ข๐๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐ข๐๐ข๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐๐๐ฆ๐๐ ๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐๐๐ง๐ฅ๐
Ny faritra Fitovinany no mandray ny herinandro faha-2 aminโny fanamarihana ny Iray volanโny fiahiana ara-tsosialy mandritry ny volana May. Miompana aminโny fampiatiana sy fampaleovantenanโireo olona manana fahasembanana ny fifanakalozana rehetra ao anatinโizany.
Naverimberinโireo olona manana fahasembanana ny hoe โ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐ผ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ ๐บ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธโ๐ฎ๐๐ฎโ
Manentena ihany koa izy ireo mba ho atao anaty laharam-pahamehana ny fametrahana lalana ho fanamorana ny fivezivezenโireo olona manana fahasembanana ho anโny sehatra miankina sy tsy miankina aminโny fanjakana.
ย Nangataka manoka ny Governoranโny faritra Fitovinany ny amadihana ny tantsoroka ara-bola avy aminโireo tetikasa isankarazany toy ny Haratonโaina mba hanamboarana fotodrafitrasa miaraka aminโny fitaovana afahanโizy ireo mampiranty ny vokatrinโny asanโireo olona manana fahasembanana.
Nisolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia ny Tale Jeneralinโny Fiahiana ara-tsosialy RIVOMANANA Ghisbert.
Ny faritra Anosy no mandray ny herinandro faha-3 aminโny Iray volanโny fiahiana ara-tsosialy.
๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ผ๐ต๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ