๐๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฅ๐ข ๐ก๐ข ๐ก๐๐ง๐ข๐๐ข๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ง๐ข๐ก๐๐ฅ๐๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐ฃ๐ข๐ฅ๐ง ๐๐๐ฅ๐๐ฬ
Tahaka ireo faritra rehetra nandalovan’ny Filohampirenena Andry RAJOELINA dia nahazo fitaovana enti-miasa ihany koa ireo tomponandraikitra ao amin’ny Faritra SOFIA :
ย fiara tsy mataho-dalana ho an’ireo Lehiben’ny Distrika sy Prรฉfet ;
ย fiara vonjy marary ;
ย moto ny an’ireo Ben’ny tanร na ;
ย jiro enti-manazava lalana ;
ย bisikileta ho an’ny mpampianatra sy ireo mpianatra mendrika.
ย Nahazo lelavola ny Sojabe sy ireo olona manana fahasembanana ary ireo fikambanam-behivavy.
Nisy ihany koa ny fanolorana karatany ho an’ireo mponina ao an-toerana.
Tonga tao Port Bergรฉ ka nanatanteraka ny iraky ny Filohampirenena dia ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana TOKELY Justin sy ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia izay mpiahy ny Faritra Sofia.