πππ₯ππ§π₯π π©ππ§π’π©ππ©π¬ ππ’ πππ§π¦ππ‘ππ’π©ππ‘π ππ₯ππ’ π π£ππ©ππ₯π’π§π₯π πππ π§π¦ππ‘π π§πππ’ π‘π’ ππ’ ππ§π¦ππ‘πππ‘π ππ’ π ππ‘ππππ₯π π¦π¬ πππ₯ππππ‘πππ‘π ππ₯π¬ π ππ‘ππ‘πππ₯π¬
πππ₯ππ§π₯π π©ππ§π’π©ππ©π¬
ππ’ πππ§π¦ππ‘ππ’π©ππ‘π ππ₯ππ’ π π£ππ©ππ₯π’π§π₯π πππ π§π¦ππ‘π π§πππ’ π‘π’ ππ’ ππ§π¦ππ‘πππ‘π ππ’ π ππ‘ππππ₯π π¦π¬ πππ₯ππππ‘πππ‘π ππ₯π¬ π ππ‘ππ‘πππ₯π¬
Tontosa ny fametrahana vato fototry ny tsena tao Tanambao Mananjary izay vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny OIM ary vatsian’ny masoivon’i firenena japonais vola. Iray aminβireo tsena ho apetraka ihany ny any Manajary satria tsena amin’ny toerana 3 no ho hatsangana: Manakara, Mananjary ary Farafangana.
Olona 5000 no hisitraka sy hivarotra eo aminβireo tsena ireo ka 4000 amin’ireo dia ireo olona voatery nifindra monina noho ny rivodoza Batsirai sy Emnati, ny 1000 kosa dia ireo olona avy eo an-toerana ihany.
Tanjona ny hanampiana ireo olona hiarina eo amin’ny lafiny ara-tsoasialy sy ara-toekarenana, izay tafiditra ao anatin’ny tetik’asa SOREBE.
Roa volana no fe-potoana hananganana ny tsena. Ny fanivanana an’ireo olona 5000 hisitraka an’izany dia iarahan’ny Minisiteran’ny mponina sy ireo tomponandraikitra eny an-toerana ary ny OIM.
Nisolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia, ho fanomezam-boninahitra izany, ny Sekretera Jeneraly RAKOTONIRINA Miarisoa Patricia.