๐๐๐ก๐ข ๐ฒ๐ฌ ๐ง๐๐ข๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐ข๐๐ซ ๐ฅ๐ข๐จ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐ฆ๐ฌ ๐ญ๐ต๐ฒ๐ฏ – ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฏ
ยซย ๐๐๐ฎ๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ผย ยป
Nomarihina ny faha 60 taona niorenan’ny Croix Rouge Malagasy no sady andro maneran-tany ho an’ny Croix Rouge.
Notolorana mariboninahitra sy mari-pankasitrahana ireo nahavita be tao anatinโny Croix Rouge manerana ny Nosy.
Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Sekretera Jeneraly RAKOTONIRINA Miarisoa Patricia izay nisolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.