πππππππ‘π π‘π¬ ππ ππ’ππ₯ππ‘βπ πππ₯πππ ππ ππ‘βπ‘π¬ π§ππ₯ππ‘ππ πππ’πππ‘π πππ©ππππ©π π ππππππ¦ππππ₯π # πππ ππ₯π’π¨π‘
Lavonβny ekipam-pirenena malagasy taminβny isa 30 no 10 ny mpilalao vehivavy avy any CamΓ©roun nandritry ny lalao faharoa natrehinβny Malagasy aminβny amboara baolina lalavalava eto Afrika.
Β Aminβny maha mpitarika ny Minisiteranβny Fampivoarana ny vehivavy dia tonga nanotrona sy nankahery ny ekipam-pirenena Malagasy ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia sy ireo mpiara-miasa aminy.