๐๐๐๐๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ง๐ข๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฎ, ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐, ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ก-๐ง๐๐ก๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐จ๐ก๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ง๐ข๐ ๐ฆ๐ข๐๐๐๐๐๐ฅ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฎ, ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐ข๐ก๐๐ก๐, ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐-๐ง๐ฆ๐ข๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐๐๐ ๐ฃ๐๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ก-๐ง๐๐ก๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐จ๐ก๐๐๐๐
Nanao fitsidihana aram-pomba fifanajร na ny Minisitry ny Mponina sy Fiahiana ara-tsosialy ary Fampivoarana ny Vehivavy Ramatoa SOAFILIRA Princia, teny aminโny toeram-piasany eny Ambohijato ny zoma faha 27 aogositra 2021, ny ekipanโny UNICEF izay notarihanโAndriamatoa Michel Saint-Lot. Nandritra izany no nanambarร nโny UNICEF ny fahavononany hanohy sy hanamafy ny fiaraha-miasa aminโny Ministera misahana ny mponina,ny fiahiana ara-tsosialy ary fampivoarana ny vehivavy,mba ho fitsinjovana ireo ankizy sy vehivavy malagasy ary koa hanavotana azy ireo ao anaty ny faharefoana.
Isanโizany ny hanaovana ny fanokafana ny fandaharanโasa miaraka aminโ ny Ministera ny Mponina sy Fiahiana ara-tsosialy ary Fampivoarana sy ny UNICEF mikasika ny fiahiana ra-tsosialy aminโny volana septembra izao. Hisy ihany koa ny fanamafisana ny fahaiza-manao ny rafitry ny Ministera na ny eto anivony na ny any aminโny faritra mba hahazahoana fahombiazana bebe kokoa aminโny asa fiahiana ara-tsosialy sy ny fampivoarana ny vehivavy.
Araka izany dia handefa teknisiana ny UNICEF mba hiara-hiasa aminโny teknisianโny Ministera. Nambaran-dRamatoa Minisitra SOAFILIRA Princia fa vonona ny ministera hanohy ny fiaraha-miasa. Ary hiezaka ny hanome vokatra be, indrindra fa ny fiarovana ireo ankizy sy vehivavy ary ny fampivoarana azy ireo. Hoatsaraina ny fampiharana ireo fandaharanโasa tafiditra ao anatinโny fiahiana ara-tsosialy toy Tosika vonjy aina sy ny Asa avotra mirindra.
—————————————————————-
MINISTรRE DE LA POPULATION – UNICEF
Visite de courtoisie de
Michel Saint-Lot chez Princia Soafilira
Une approche constructive.
Le reprรฉsentant rรฉsident de lโUNICEF, Michel Saint-Lot a rendu une visite de courtoisie chez Princia Soafilira, ministre de la Population, de la protection sociale et de la promotion des femmes. Les deux personnalitรฉs ont fait le tour dโhorizon des collaborations entre les deux entitรฉs. Un accent particulier a รฉtรฉ mis en avant par Michel Saint-Lot sur lโรฉlaboration dโun programme commun pour la protection sociale, un vrai handicap de la sociรฉtรฉ malgache. En outre, lโUNICEF, va soutenir le renforcement des capacitรฉs du personnel du ministรจre, surtout ceux et celles