𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼, 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗶𝗿𝗼𝗳𝗼 | 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗻𝗷𝗶𝗿𝗼𝗳𝗼 | 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮
𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼
Toy ny fanaony isan-taona dia tonga nankahery ireo mpitsabo ao amin’ny hopitaly be Fenoarivo Atsinanana ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica izay notronin’ireo manampahefana sivily sy miaramila ao amin’ny Faritra.
Manoloana ny firongatry ny aretina covid19 dia nitondra fitaovana fiarovana sy ranom-panafody ihany koa izy ka isitraka izany daholo ireo CSB ao anatin’ny faritra Analanjirofo.