๐๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ธ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐ฑ๐ญ๐ต, F๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐๐ฅ๐ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
F๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐๐ฅ๐ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
๐๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ธ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐ฑ๐ญ๐ต
Natomboka taminโny fomba ofisialy tao aminโny HJRA ny fanaovam-bakisiny fanefitry ny covid19 eto Madagasikara. Ireo zokiolona sy mpitandro filaminana ary ireo mpitsabo no misitraka izany voalohany.
Ireo vakisiny tonga aminโity andiany voalohany ity dia efa naparitaka manerana ny Nosy mba ho fanatanterahana ny Velirano faha-5 nataonโi Filoham-pirenena aminโny vahoaka Malagasy.
Ny Minisitry ny Fahasalamana Pr. Rakotovao Hanitrala Jean Louis dia notroninโny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica sy ireo mpiara-miombonโantoka avy aminโny OMS sy ny USAID nadritra izany.