๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ปฬ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฝ๐ถ๐ฎ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ปฬ๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฝ๐ถ๐ฎ
Vokatry ny fiaraha-miasa eo aminโny Minisiteranโny Mponina sy ny Fitsarana dia ankizy anarivony no nisitraka ny kopia rehefa tsy nanana izany tao anatinโny taona maro.
Fanamby no apetraky ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica ny hanatanterahana anโity hetsika ity manerana ny Nosy ho fanomezana sy fiarovana ny zo ho anโny Ankizy Malagasy.