๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ
ยซย Tsy misy fetrany ny zava-bitan’ny vehivavyย ยป
Notolorana taratasy fanamarinana ireo vehivavy nahavita fiofanana mahakasika ny ย ยป broderie sy crochet ย ยป amin’ny rofia nandritry ny 5 volana tao amin’ny orinasa Made for a Woman Anosivavaka, Ambohimanarina.
Andiany voalohany ireto vehivavy niofana ireto ary mbola hisy ny andiany manaraka. Ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina izay tarihin-dRamatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica sy ny orinasa Made for a Woman no nahafahana nanatontosa izao.