𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Tokantrano miisa 211 ao amin’ny Akany fialofana(EX-MADCAP) sy Ivon-toerana Mitsinjo(SEBA) Isotry no nandray ny fanampiana ara-tsakafo toy ny vary, siramamy ary voamaina androany alakamisy 8 jolay 2021.
Ny fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Mponina sy ny ONG SIF no nahafahana nanatanteraka izany fanomezana izany. Tonga nanatrika izao hetsika izao ny Solombavambahoakan’Antananarivo I sy ny lefitry ny Lehiben’ny Distrika.