𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Nisitraka didi-potra ihany koa ireo ankizy raisin’ny Minisiteran’ny Mponina an-tanana ao amin’ny Akany fialofana MADCAP sy ivon-toerana mitsinjo SEBA ao Isotry.
Nandritra izany dia nozaraina malabary sy kilalao izy ireo. Izao no natao, dia ho fanampiana ireo ray aman-dreny izay tra-pahasahiranana.
Ireo ankizy vita didim-poitra dia manana tombony ara-pahasalamana.