๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐ก๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ | ๐ก๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป’๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
Araky ny baiko avy amin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina dia nidina an-tsehatra nizara vary ho an’ireo tokatrano sahirana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
Manomboka izao hoy izy dia ho atao vaindohan-draharaha ny fizarana vary ho an’ireo tokatrano tena sahirana. Natomboka teto Antananarivo izany ka ho atao isa-kerinandro amin’ny faritra maro manerana an’i Madagasikara.
Tamin’ity andiany voalohany ity dia tokatrano miisa 270 avy ao amin’ny fokotany Ambalavao Isotry sy Anaty Hazo Isotry ary Antetezana Afovoany no nisitraka izany izay nahitana vehivavy sahirana ara-pivelomana sy zokiolona ary olona tra-pahasembanana.