๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ๐๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ผ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฏ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ
๐๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ผ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ฏ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ
Tanteraka ny fametrahana ny vato fototry ny biraom-paritry ny Minisiteran’ny mponina ao amin’ny Distrikan’i Mananara Avaratra.
Tonga nanome voninahitra izany ireo tompon’andraikim-panjakana ao an-toerana notarihin’ny Lehiben’ny Distrika sy ny tomponandraikitry ny Minisiteran’ny Mponina ao an-toerana.
Fanorenana izay ahitana : Birao 3, toeram-pivoriana 1, toeram-pidiovana 2, birao fitehirizana taratasy 1 ary toerana fandaraisana ireo mpitsidika 1,
Ity fotodrafitr’asa ity dia tafiditra ao anatin’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina izay tanterahin’ny Minisiteran’ny Mponina.