𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲
Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny fiahiana ireo mponina izay iarahana amin’ny CCOK. Ao amin’ny Distrika Ambovombe, Fokontany 𝗧𝗮𝗹𝗮𝗸𝘆 no an’isany misitraka vatsy ara-tsakafo sy fitsaboana ary lamba fitafy.
Tsy ho irery izahay hoy ireo fokonolona satria mino izahay fa ho eo ankilanay mandrakariva ny fitondrana amin’ny fitadiavana ny vahaolona maharitra iadivana amin’ny kere.
Nampahatsiahivina hatrany ny lahy sy ny vavy handrindra fiterahana mba ho fitsinjovana ny ho avin’izy ireo.