𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲
Tokantrano tena sahirana sy marefo ara-tsakafo ao amin’ny Fokontany Antevamena, Kaominina Imanombo, Distrikan’Ambovombe no nisitraka ny fanampiana ara-tsakafo.
Vary 30Kg isan-tokantrano no nozaraina ka ny Fitaleavam-paritry ny mponina tany an-toerana no niandraikitra ny fizarana. Ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny PAM no nahafahana nanatanteraka izany fanomezana izany.