𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗮𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆 | 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗮𝘀𝗮𝗿𝘆 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼
Tao amin’ny EPP Amboasary Atsimo no nanohizana ny famatsiana sakafo sy fitsaboana ataon’ny Fitondram-panjakana.
Mitohy hatrany ny fanentanana atao ho amin’ny fandrindram-piterahana izay ifandrombonan’ny lahy sy ny vavy. Eo ihany koa ny tsy handefasana ny ankizy vavy hanambady alohan’ny 18 taona.