๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผ๐๐ | ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฆ๐๐ฑ – ๐๐ณ๐ผ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผ๐๐ | ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฆ๐๐ฑ – ๐๐ณ๐ผ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ
Famatsiana sakafo sy fitsaboana ataon’ny Fitondram-panjakana ao amin’ny fokontany Ankilimarovahatsy izay toerana nipoiran’ny kere voalohany tao amin’ny Distrika Amboasary Atsimo. Tokatrano miisa 84 no nisitraka ny tohana.
Ho fanamafisana ny fiahiana ara-sosialy dia vonona ireo vehivavy ny handrindra ny fiterahany sy tsy handefa ny zanany hanambady alohan’ny 18 taona.
Ireo lehilahy ihany koa dia handray ny andraikitra tandrify azy amin’ny maha raim-pianakaviana azy ireo.