๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผ๐๐ | ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฉ๐ถ๐น๐น๐ฒ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ผ๐๐ | ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฉ๐ถ๐น๐น๐ฒ
Tokatrano maro tao Berano Ville no nisitraka fizarana sakafo sy fitsaboana ary akanjo fitafy avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Caravane du Sud.
Mirotsaka antsehatra ny Minisitry ny Mponina amin’ny fanentanana amin’ny fandrindram-piterahana ho an’ny vehivavy sy ny famelana ireo vehivavy hanao izany ho an’ny raim-pianakaviana.
Ireo ray aman-dreny ihany koa dia nentanina ny tsy handefasana ny zanany vavy hanambady alohan’ny 18 taona.