𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆 | 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗡𝗨𝗧𝗥𝗜𝗦𝗨𝗗 ….
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆 | 𝗙𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗡𝗨𝗧𝗥𝗜𝗦𝗨𝗗 ….
Nanotrona ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny toeram-pamokarana NUTRISUD ao Taolagnaro miaraka amin’ny Filoha Andry RAJOELINA sy ny vadiny Mialy RAJOELINA ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta ka anisan’izany ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
Ny NUTRISUD no hamokarana fanampi-tsakafo ho an’ireo ankizy iaran’ny kere aty Atsimo.
« Faniriana no napetraka, ary asa no natao, koa tanteraka izany ankehitriny » hoy Ramatoa Mialy RAJOELINA izay namolavola izao tetikasa izao amin’ny alalan’ny Association Fitia izay tarihiny miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka dia ny Fondation Merieux sy ny NUTRISET….