๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ปn๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฉ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ปn๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ถ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ผ | ๐๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฉ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ
Vehivavy tra-pahasembanana sy niaranโny herisetra miisa 50 no nahazo tohana ara-pitaovana avy aminโny Minisiteranโny Mponina sy ny ONG DirectโAid. 20 andro no fe-potoana niasanโizy ireo ka rehefa tapitra izany dia notoloranโi Minisitry ny Mponina mari-pankasitrahana manokana izy ireo.
Nampanantena ny Minisitra Michelle Bavy Angelica fa ho vatsiana fitaovana isan-karazany ireo vehivavy ireo ho entiny mihary mba ahaleo tena tanteraka.