𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 | 𝗦𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝘁𝘀𝗶𝗺𝗼 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗲𝗳𝗮𝗻𝗮 | 𝗦𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮
Ankizy maro no nisitraka 𝘀𝗮𝘃𝗮𝘁𝘀𝗲 𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗱𝗶-𝗽𝗼𝘁𝗿𝗮 teto Sakaraha. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica notronon’ireo tomponandraikitra Sivily sy Miaramila eto an-toerana. Nirotsaka an-tsehatra ny Solombavambahoakan’ny Sakaraha amin’ny fanaovana didi-potra amin’ny maha mpitsabo azy.
Anisany nampiavaka an’ity fotoana ity ny fagatongavan’ireo 3 mirahalahy 5 sy 7 ary 13 taona izay nifampitaona ho atao savatse.