๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐กโ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐ข๐กโ๐๐๐ก๐
Nomarihina tao Toamasina ny herinandronโny Haratonโaina izay fotoana entina mampahafantatra ny fisianโny tetikasa sy ireo fandaharanโasa ary ireo tantsoroka sy fampiofanana ao anatinโny tetikasa.
ย Mandritry ny fankalazana dia hisy ny fikaonandoha arahana dinidinika mahakasika ny fanatanterahana ny tetikasa. Eo ihany koa ny varotra fampiratiana ahitana ny vokatrโireo mpisitraka ny tetikasa sy ireo tanora mpandraharaha avy ao Toamasina.
Nitarika ny fotoana ny Sekretera Jeneralinโny Minisiteranโny Mponina izay misolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia notroninโireo manam-pahefana isan-tsokajiny avy aminโny Faritra Atsinanana sy Toamasina.
ย Mitohy ao Toamasina aminโny ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐๐ถ๐ฎ๐น๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ฎ, ๐ฏ ๐๐ ๐ฐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ ny fotoana omena ny mponinโi Toamasina ho fampahafantarana hatrany ny sehatry ny fiahianara ara-tsosialy eto Madagasikara.