๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ก๐ | ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป’๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ก๐ผ๐๐ ๐๐ฒ
๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ก๐ | ๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป’๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ก๐ผ๐๐ ๐๐ฒ
Natao tao Nosy Be ny fampiofanana ireo mpisehatra amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy. Tanjona ny hampitombo ny fahalalana sy ny traikefan’ireo mpiofana hahafahan’izy ireo miatrika ny tranga rehetra izay mahakasika ny herisetra na ny fanararaotana ara-nofo atao amin’ny ankizy amin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera.
Fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina, ny Minisiteran’ny Fitsarana, ny ECPAT France ary ny UNICEF no nahafahana nanatontosa ity tetik’asa ity.