𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆 | 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆 | 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Tonga nitsidika ny Ivontoerana fihainoana sy fanomezana torohevitra araky ny lalàna na Centre d’Ecoute et de Conseils Juridiques (CECJ) tao Mangarivotra, distrikan’i Miarinarivo ny Loholon’i Madagasikara Andriamatoa RAMANAMBINTANA.
Nanatrika izany ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ireo manam-pahefana sivily sy miaramila ao an-toerana.