𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆 | 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝘁𝗮𝘀𝘆 | 𝗠𝗶𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼
Maro ireo hetsika nanamarihana ny iray volan’ny Ankizy sy ny iray volan’ny Teny Malagasy tao amin’ny Faritra Itasy ka anisan’izany ny fifaninanana vaky boky, ny tononkalo, ny dihy mirindra ary ny fampitaha.
Notolorana tohana ara-bola ireo akizy 03 niavaka tamin’izany hetsika natao.
Ankohatra izay dia namahana zaza latsaky ny 05 taona ihany koa ary nozaraina bisiky sy vatomamy ireo ankizy nandray anjara tamin’ny « radio crochet ».