๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฉ๐๐ง๐ข๐ฉ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐๐ง๐ข๐ฉ๐๐ก๐๐ก๐ฌ, ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ
Nisitraka fanampiana ara-tsakafo avy aminโny Minisiteranโny Mponina sy ny ONG Direct Aid ireo vehivavy sy zaza tsy ampy taona voafonja ao Manakara.
Nisy ihany Koa ny arovava orona sy ireo fitaovana enti-miatrika ny aretina covid19 ho anโireo mpiandraikitra ny fonja.