𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 | 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲
Tanterahina ao Antsirabe mandritry ny 5 andro ny atrik’asa fanitsiana ny drafitr’asa nasionaly mifototra amin’ny fampandraisan’andraikitra ny vehivavy amin’ny fampandriana fahalemana hisian’ny filaminana.
Mpikatroka miisa 30 avy amin’ireo solontena isan-tokony eny anivon’ireo Minisitera samihafa no mandray anjara.