𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗙𝗶𝘁𝗼𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝘆 | 𝗝𝗜𝗣𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗙𝗶𝘁𝗼𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝘆 | 𝗝𝗜𝗣𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟭
Nomarihana tamin’ny fizarana vary, nofon-kena mitam-pihavanana sy aro vava orona ho an’ireo zokiolona tao amin’ny fikambanana Fikambanan’ny ZOkiolona MAnakara miisa 250 ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona.